Fandefasana SMS makaty Madagasikara. Tsotra be, tsy mila misoratra anarana, tsy andoavambola sady afaka mandefa izay tiana. Saingy be mpampiasa loatra angamba fa elaela vao tonga ny SMS iray.
Adiresy : http://www.freesmscraze.com/worldwide/send_free_sms_to_madagascar/