Iza no mbola tsy nampiasa Robert tany ampianarana? Ato amin'ny tranonkalandry zareo daholo ireo karazana rakibolana efa hitantsika rehetra. Afaka jerena fa tsy maintsy misoratra anarana vao mahazo mijery.
Adiresy : http://lerobert.demarque.com/fr/ca/dictionnaire-en-ligne/