Site rosiana fangalana jeux java. Amin'ny teny anglisy ny tranonkala fa tsy mila misoratra anarana nefa afaka manaram-po tsara. Misy karazany be dia be ao sady misy mifanaraka amin'ny finday rehetra. Misy zavatra hafa maro akoatry ny jeux.
Adiresy : http://sefan.ru/?style=2&lan=en