Puppy Linux amin'ny teny frantsay ranoray izy ity. Efa misy zavatra be dia be miaraka aminy. Tsara tarehy izy miaraka amin'ny birao 2P Environnement. Afaka misafidy tenim-pirenena hafa toy ny espaniôla sy ny sisa koa ianao. Tamin'izaho nanoratra ity lahatsoratra ity ohatry ny tsy mandeha ny site_n'ilay mpamboatra azy fa omeko anao ny adiresy namoahana tamin'ny fomba ofisialy ny version farany.
Adiresy : http://www.murga-linux.com/puppy/viewtopic.php?t=83566