Pejy natokana ho an'izay mitady site ka mila fanampiana.
Yahoo recherche
Efa nisy efa ela ny moteram-pikarohana Yahoo fa saingy ny olona tsy zatra mampiasa azy fotsiny. Raha te hijery ny valin'ny fikarohana ataony hoarina amin'ny hafa toy ny Google ianao dia...