Pejy natokana ho an'izay mitady site ka mila fanampiana.
Youtube
Fijerena hirahira, horonantsary fanadihadiana sy karazana sarimihetsika isankarazany. Malaza be izy io ary matetika ao foana ny rehetra no mandeha rehefa hoe hijery clip na ohatra izany.