cell11.com

Ity site amin'ny teny anglisy ity indray dia zavatra maro mikasika ny finday rehetra. Afaka angalanao jeux java ihany koa izy. Saingy; "archive" no omeny rehefa mitélécharge. Mila Winrar na 7Zip ianao izany anaovana extraction. Raha izaho manokana tsy dia tia maka ireny zavatra anaty archive ireny. Matetika izy ireny mantsy fanafenana virus. Raha tsara anefa ny antivirus_nao tsy misy atahorana.

Adiresy : http://www.cell11.com/mobile_games/java-games/page-1.html

Ireo mahaliana ny olona