Web 2 SMS Airtel

Fandefasana SMSn'ny Airtel Madagascar. Afahanao mandefa SMS 5 maimaimpoana isanandro. Mila misoratra anarana raha mbola tsy ao. Ny laharan'ny finday fotsiny no ilaina andefasandry zareo ny teny miafina sy ny solon'anarana nosafidianna.

Adiresyhttp://web2sms.mg.airtel.com/member_acc.php?message=Si%20vous%20%EAtes%20d%E9j%E0%20membre,%20identifiez-vous%20SVP!

Raha vao hanokatra kaonty : http://web2sms.mg.airtel.com/sms_register.php

Ireo mahaliana ny olona