CrystalXP

Ry zareo ato koa manampahaizana manokana momban'ny fremixéna XP fa mbola tsy mahavoa an'ny Niwradsoft. Raha tia manandrakandrana ohatra ahy ianao dia afaka maka thèmes be dia be ao. Tandremo anefa fa ndraindray tsy mety averina amin'ny teo aloha intsony rehefa avy mi_installe.

Adiresyhttp://www.crystalxp.net/galerie/fr.cat.7.html

Ireo mahaliana ny olona