DuckDuckGo

Betsaka ny moteram-pikarohana fa izay ilaina ihany no nomeko, isan'izany ny DuckDuckGo. Amin'ny teny anglisy izy fa afaka hijerena zavatra amin'ny teny hafa. Ny maha samihafa azy amin'ny rehetra dia izy tsy mitahiry zavatra momba anao ao amin'ny navigateur na ny iray ary, tsy misintona ny momba ny solosainanao na ny momba anao. Afaka manao fikarohana am-pilaminan-tsaina ianao izany miaraka aminy.

Adiresyhttps://duckduckgo.com/

Ireo mahaliana ny olona