ePSXe

ePSXe no emulateur tsara indrindra tamin'izay efa nampiasaiko rehetra. Somary sarotsarotra ny mampiasa azy fa rehefa zatra ianao mandeha ho azy daholo. Raha mila fanampiana manokana ianao dia afaka manoratra aty amiko amin'ilay fifandraisana ao ambany ao. Tsy fantatrao mihintsy hoe jeux PS1 no lalaoviko rehefa atao amin'io emulateur iray io. Lasa tsara be ny sary! Sady misy tsara ny jeux PS1 a! mbola tsy hitanao daholo matoa ianao miteny hoe ratsy.

Adiresy fangalana azyhttp://www.epsxe.com/download.php

Ireo mahaliana ny olona