Facebook

Efa fantatry ny maro, tsy misy zavatra ho tantaraina intsony fa raha te hitady ireo namanao taloha ianao na te hifandray amin'ny fianankaviana na te hanitatra ny olom-patatra na te hialavoly fotsiny, dia isan'ny fitaovana mahomby ny Facebook. Efa misy fiantsona mifankahita tava koa izy izao raha manana webcam.

Ny adiresy : http://www.facebook.com/

Ireo mahaliana ny olona