Betsaka ny fanamboarana site hitanao raha mitady ao amin'ny Google ianao ohatra saingy tsy izy rehetra akory no tsara. Ny sasany tsy miteny aminao hoe fanandramana anie no dikan'ilay hoe gratuit. Izany no nanaovana ity blaogy ity, afahanao mahita ny efa voafantina. Ny jimdo dia isan'ny tsara sady mora ampiasaina. Efa betsaka zavatra be dia be afahanao manatsara ny tranonkalanao araka izay tianao ao, tsy mila fahaizana be fa zavatra batabataina fotsiny sisa. Miafara amin'ny .jimdo.com daholo ny site vita rehetra.
Adiresy : http://fr.jimdo.com/
Ireo mahaliana ny olona
-
Ny ankabeazan'ny finday sinoa dia misy azy ity daholo. Mety misy izao iny anao iny fa tsy fantatrao. Ilay tonga dia misy Facebook, MSN, ...
-
Fandefasana SMSn'ny Airtel Madagascar. Afahanao mandefa SMS 5 maimaimpoana isanandro. Mila misoratra anarana raha mbola tsy ao. Ny lahar...
-
Raha te hanokatra kaonty mailaka ianao dia ny soso-kevitro oe "Gmail" sokafana! Mora ampiasaina, tsy miraikitra, voaaro kokoa ary ...
-
Miraikitra mihitsy ny navigateur_nao rehefa manokatra ity tranonkala ity. Aza taitaitra fa normal be izany. Karaoke tsy hifankahitana ny ao!...
-
Ho an'izay manana kaonty Facebook dia ampirisiako izy hijery ity pejy iray ity. Mizara ohabolana sy miresaka manodidina ny teny malagasy...
-
Site fangalana jeux java maimaimpoana. Amin'ny teny anglisy! Mora ampiasaina sady afaka misady résolution arakaraky ny finday. Adiresy...
-
Site fihainona hira malagasy! Ao daholo ny karazana artista izay tianao tadiavina rehetra! ndehana anie jereo e! Adiresy : http://www.la...
-
Raha tsara ny connexion_nao dia afaka mijery ny karaoke_an'ny GasyKaManja tsara ianao fa videos Youtube ny an-dry zareo mantsy. Marihina...
-
"Tranonkala miompana amin'ny hatsikana ranoray . Blagy Politika , blagy 100% mampihomehy be . Azo atokisana", tenin'ny tra...
-
Tranonkala manangona blagy ho anao. Raha te hitsiky ianao dia mandehana mamakimaky kely ao. Adiresy : http://blagy.blaogy.com/post/32/1...