Karafun

Raha te hanao karaoke amin'ny solosainanao ianao dia tsy maintsy manana lecteur spécial afahana mamaky fichier karaoke, midi na kar matetika. Be dia be ny azonao alaina sy installéna fa KaraFun no soso-kevitro.

Adiresyhttp://www.karafun.fr/karaokeplayer/

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Ireo mahaliana ny olona