mestextos.com

Fandefasana SMS manerana izao tontolo izao, tsy andoavam-bola fa mila misoratra anarana izay vao afaka mandefa. Décochéo ilay "case à cocher" kely manaiky andefasandry zareo mail sy sms ra tsy tiana ny ho adalaindry zareo amin'ny dokambarotra isaky ny mihetsika. Mila mkliky ilay ohatry ny fandefasana dokambarotra mipoitra iny izay vao lasa ny sms refa mandefa!

Raha isoratra anarana : http://www.mestextos.com/inscription.html
Raha efa nisoratra anarana : http://www.mestextos.com/home.html

Ireo mahaliana ny olona