motmalgache.org

Gaga aho raha nahita ity tranonkala ity. Nahavita zavatra ry zareo! "Encyclopédie de Madagascar et Dictionnaire Malgache" no lohateny lehibe vao miditra ao ianao. Ary eo ambanin'izay misy soratra manao hoe "Tout ce que l'on sait sur tous les mots malgaches", izay rehetra fantatra momba ny voambolana malagasy rehetra!

Adiresyhttp://motmalgache.org/bins/homePage

Ireo mahaliana ny olona