Opera

Mety efa mampiasa Opera mini foana angamba ianao amin'ny telefaonina. Raha mba te hanandrana ampiasa azy amin'ny solosaina ianao dia ito ny adiresy fangalana azy.

Adiresyhttp://www.opera.com/fr/computer

Ireo mahaliana ny olona