shockwave.com

Jeux Shockwave daholo ny ato! Ho an'izay tsy mahafantatra ny Shockwave dia plugin namboarin'ny Adobe afahana mampiasa ny tanjaky ny carte graphique any amin'ny navigateur. Afaka milalao jeux 3D tsara tsy misy olana ianao izany aty anaty Google Chrome na Firefox ohatra. Misy jeux be dia be ato amin'ity tranonkala ity fa jerijereo ao ilay hoe "Game categories"! Ao daholo ny lisitra rehetra.

Adiresyhttp://www.shockwave.com/home.jsp

Ireo mahaliana ny olona