Site du zero

Ato no misy fianarana informatika itako mora ahaizana indrindra. Misy fianarana programmation rehetra koa ao! Mety be ho an'izay tia mampiana-tena! Raha misoratra anarana ianao dia afaka mitélécharge ny cours rehetra (pdf).

Adiresyhttp://www.siteduzero.com/tutoriels
Raha hisoratra anarana : http://www.siteduzero.com/login

Ireo mahaliana ny olona