WordReference.com

Ho an'izay tia tenim-pirenena dia mandrisika azy aho hitsidika ity tranonkala ity fa betsaka zavatra ao. Misy rakibolana be dia be fa ankoatra izay misy forum miresaka zavatra mahaliana be momba ny tenim-pirenena ihany koa, misy kilalaon-tsaina sy ny sisa.

Adiresyhttp://www.wordreference.com/fr/

Ireo mahaliana ny olona