Pejy natokana ho an'izay mitady site ka mila fanampiana.
Bing translator
Mpandika tenin'ny Microsoft aty amin'ny tranonkala. Misy tenim-pirenena be dia be mbola tsy hain'ny mpandika teny hafa ao aminy ary izy no mpandika teny ofisialy ao amin'ny Facebook.