Omeo site
Pejy natokana ho an'izay mitady site ka mila fanampiana.
SYSTRANet
Asa nareo raha efa nampiasa ny logiciel fandikan-teny SYSTRAN fa izaho efa nampiasa taloha tamin'izay mbola nianatra. Mino aho fa efa nivoatra be angamba izy izao.
Ity ny adiresiny aty amin'ny tranonkala :
http://www.systranet.com/fr/traduction
‹
›
Accueil
Afficher la version Web