01net

Ato no tena azo antoka fa logiciel farany foana no ho azonao. Izay tadiavinao ihany no omeny fa tsy misy zavatra hafa. Jereo tsara fotsiny fa raha vao maivana kely ny fichier dia tsy izy izay fa "installateur" mila internet rehefa hi_installe. Manodidina ny 500Ko eo ilay hoe maivana kely.

Adiresyhttp://www.01net.com/
Rehefa ao amin'ny Google dia izao soratana : télécharger + anaran'ny logiciel + 01net

Ireo mahaliana ny olona