Comment ça marcheI

Betsaka ny fangalana logiciel aty amin'ny internet fa toa manadala daholo ny ankabeazany. Isan'ny mba mahafinaritra ahy ny Comment ça marche fa izay tadiaviko ao dia omeny tsara daholo. Ny sasany mantsy zavatra hafa na virus mihintsy no omeny anao. Matetika fotsiny izy no taraiky kely ka version efa talohaloha no ao aminy.

Adiresyhttp://www.commentcamarche.net/
Rehefa ao amin'ny Google dia izao soratana : télécharger + anaran'ny logiciel + comment ca marche

Ireo mahaliana ny olona