Avast

Raha any Frantsa raha araky ny lahatsoratra etsy sy eroa dia i Avast no antivirus betsaka mpampiasa indrindra. Izaho koa mampiasa azy ary mbola tsy nahita olana atreto. Tsy mampiraikitra machine sady mora ampiasaina. Raha tsy manana internet ao an-trano ianao dia afaka maka mise à jour ao amin'io tranonkala ambany io. Ilay "Mise à jour VPS avast!" fotsiny no alaina fa tsy ilay "avast! 4.8 VPS, version 4.8.0".

Adiresyhttp://www.avast.com/fr-fr/index
Raha haka mise à jour : http://www.avast.com/fr-fr/download-update

Ireo mahaliana ny olona