Avira

Karazana antivirus be mpampiasa ihany koa izy ity. Matetika olona tsy faly amin'ny Avast no mampiasa azy. Tsara kokoa hono fa asa? Betsaka ny antivirus fa na mampiraikitra machine na tsy mahita tsara na mandoa vola na tsy azo antoka fotsiny izao ny sasany. Rehefa tonga ao amin'itsy adiresy ambany itsy ianao dia "Avira Free Antivirus" alaina.

Adiresyhttp://www.avira.com/fr/downloads
Fomba fanaovana mise à jour : http://www.avira.com/fr/support-vdf-update-info

Ireo mahaliana ny olona