Ohatry ny hoe hafa kely izany ilay anarana raha hoe système d'exploitation no resahana. Mampihomehy hoy ilay vadiko izay. Izy no Puppy Linux tsotra sy mora ampiasaina indrindra. Maivana fa efa complet tsara daholo ny application rehetra. Misy hatramin'ny Libre Office. XFCE ny birao ampiasainy, mety be raha olona zatra Windows. Idealy tsara izy raha atao firecupérévana dossier sy fichier, mandeha tsara na ordi taolo be ary. Tahaka ilay voalazako ihany, ilay ISO no alaina dia copiéna ao anaty CD dia atsofoka ao anaty lecteur, dia redémaréna ny ordi dia mandeha ny système. Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia afaka manontany ahy tsara fa ho valiako afaka fotoana fohy.
Adiresy fangalana Carolina : http://smokey01.com/carolina/isos/
Ireo mahaliana ny olona
-
Ny ankabeazan'ny finday sinoa dia misy azy ity daholo. Mety misy izao iny anao iny fa tsy fantatrao. Ilay tonga dia misy Facebook, MSN, ...
-
Fandefasana SMSn'ny Airtel Madagascar. Afahanao mandefa SMS 5 maimaimpoana isanandro. Mila misoratra anarana raha mbola tsy ao. Ny lahar...
-
Raha te hanokatra kaonty mailaka ianao dia ny soso-kevitro oe "Gmail" sokafana! Mora ampiasaina, tsy miraikitra, voaaro kokoa ary ...
-
Miraikitra mihitsy ny navigateur_nao rehefa manokatra ity tranonkala ity. Aza taitaitra fa normal be izany. Karaoke tsy hifankahitana ny ao!...
-
Ho an'izay manana kaonty Facebook dia ampirisiako izy hijery ity pejy iray ity. Mizara ohabolana sy miresaka manodidina ny teny malagasy...
-
Site fangalana jeux java maimaimpoana. Amin'ny teny anglisy! Mora ampiasaina sady afaka misady résolution arakaraky ny finday. Adiresy...
-
Site fihainona hira malagasy! Ao daholo ny karazana artista izay tianao tadiavina rehetra! ndehana anie jereo e! Adiresy : http://www.la...
-
Raha tsara ny connexion_nao dia afaka mijery ny karaoke_an'ny GasyKaManja tsara ianao fa videos Youtube ny an-dry zareo mantsy. Marihina...
-
"Tranonkala miompana amin'ny hatsikana ranoray . Blagy Politika , blagy 100% mampihomehy be . Azo atokisana", tenin'ny tra...
-
Tranonkala manangona blagy ho anao. Raha te hitsiky ianao dia mandehana mamakimaky kely ao. Adiresy : http://blagy.blaogy.com/post/32/1...