Lighthouse

Karazana Puppy Linux entiko voalohany aminao. Izy no isan'ny mavesatra indrindra amin'ity karazany ity. Noho izy mavesatra izay dia ampy tsara mihintsy ny zavatra ao aminy. Téléchargéo dia adikao amin'ny CD fotsiny ilay ISO dia atsofoy ao anaty lecteur dia redémaréo ny ordi dia miandrasa kely fa tonga izy dia mandeha, tsy installation fa Live Système no mandeha. Afaka iasana tsara. Ohatr'izay daholo ny Puppy rehetra.

Adiresy fangalana ISOhttp://www.lhpup.org/beta/L64-602/

Ireo mahaliana ny olona