Dactylo

Raha manana ordi ianao ka te mba hianatra hanoratra haingana dia mety be aminao ity logiciel ity. Efa ela be izy ity no nisy fa navaozin'ny mpamboatra azy hatrany. Misy be dia be ny karazany ohatra itony fa ity no isan'ny efa ela indrindra. MS DOS izy taloha fa efa misy fenêtre tsara tarehy izy izao sady mora ampiasaina kokoa.

Ireo mahaliana ny olona