RapidTyping

Logiciel fianarana mitendry clavier somary taty aoriana izy ity. Mahafinaritra ny interface_ny, mapite hijery. Misy clavier kely mampiseho izay tokony ho tendrena afaka ampoitra sy afenina manampy ny fitadidiana ho an'izay mbola tsy zatra.

Adiresy :
http://www.01net.com/telecharger/windows/Loisirs/enseignement_assiste_par_ordinateur/fiches/40142.html

Ireo mahaliana ny olona