Asa ianao raha mba liana amin'ny Linux fa izaho aloha dia mankafy azy itony sady tiako ny filozofian-dry zareo("Tsy amidy ny fahalalana"). Ny Linux, ohatry ny Windows dia système d'exploitation fa arak'ilay filozofia tetsy dia maimaimpoana daholo ny zavatra ao aminy. Ny code source namboarana azy tsy maintsy ampiseho vahoaka raha namboatra système ianao ka tianao aparitaka. Izany hoe voaaramaso tsara daholo ny singa tsirairay ao anatiny ka tsy misy atahorana hoe hisy zavatra hafahafa na virus sanatria. Taloha ny Linux no nolazain'ny olona hoe ratsy fa minoa ahy ianao, fa efa lasa tsara lavitra nohon'ny Windows hiaka farany izy izao. Ary misy ao aminy daholo izay misy any amin'ny Windows. Efa misy karazana logiciel (Wine 1.5 izy izao) izay ary afaka mandefa tsy misy olana ny application Windows_nao rehetra. Ity tranonkala omeko anao ity dia tranonkala mpandinika manokana izay karazana Linux nivoaka farany. Ahitanao hoe olona ohatry ny ahoana no liana amin'izy ity. Tsy olona iray dia mavita mambotra système d'exploitation a! Be dia be mihintsy anefa ny karazana système ao.Liana izany ny olona. Ahitanao ny naotin'ny "distribution" tsirairay koa io pejy io. Raha sahirana ianao misafidy dia omeko anao ny safidy tsara. Ireo ambonimbony ireo!
Adiresy : http://distrowatch.com/
Ireo mahaliana ny olona
-
Ny ankabeazan'ny finday sinoa dia misy azy ity daholo. Mety misy izao iny anao iny fa tsy fantatrao. Ilay tonga dia misy Facebook, MSN, ...
-
Fandefasana SMSn'ny Airtel Madagascar. Afahanao mandefa SMS 5 maimaimpoana isanandro. Mila misoratra anarana raha mbola tsy ao. Ny lahar...
-
Raha te hanokatra kaonty mailaka ianao dia ny soso-kevitro oe "Gmail" sokafana! Mora ampiasaina, tsy miraikitra, voaaro kokoa ary ...
-
Miraikitra mihitsy ny navigateur_nao rehefa manokatra ity tranonkala ity. Aza taitaitra fa normal be izany. Karaoke tsy hifankahitana ny ao!...
-
Ho an'izay manana kaonty Facebook dia ampirisiako izy hijery ity pejy iray ity. Mizara ohabolana sy miresaka manodidina ny teny malagasy...
-
Site fangalana jeux java maimaimpoana. Amin'ny teny anglisy! Mora ampiasaina sady afaka misady résolution arakaraky ny finday. Adiresy...
-
Site fihainona hira malagasy! Ao daholo ny karazana artista izay tianao tadiavina rehetra! ndehana anie jereo e! Adiresy : http://www.la...
-
Raha tsara ny connexion_nao dia afaka mijery ny karaoke_an'ny GasyKaManja tsara ianao fa videos Youtube ny an-dry zareo mantsy. Marihina...
-
"Tranonkala miompana amin'ny hatsikana ranoray . Blagy Politika , blagy 100% mampihomehy be . Azo atokisana", tenin'ny tra...
-
Tranonkala manangona blagy ho anao. Raha te hitsiky ianao dia mandehana mamakimaky kely ao. Adiresy : http://blagy.blaogy.com/post/32/1...