Google Chrome

Amin'ny ankapobeny ny olona rehefa hi_installe Google Chrome dia tsy maintsy mila connexion vao mety. Misy fi_installéna hafa tsy mila connexion ity raha mety aminao. Ao amin'ny pejin'ny Google ihany no misy azy. Klikeo fotsiny ilay hoe "Accepter et installer" dia mandeha ny téléchargement.

Adiresyhttps://www.google.com/intl/fr/chrome/browser/index.html?system=true&standalone=1#eula

Ireo mahaliana ny olona