Skype

Mandreraka be ny mi_installe Skype indraindray rehefa ratsy ny connexion. Raha te haka ny "installateur" tsy mila connexion ianao dia io ambany io ny adiresy.

Adiresyhttp://www.skype.com/go/getskype-full

Ireo mahaliana ny olona