Betsaka ny Puppy fa izay itako tsara ihany no omeko anao. Tsy nasiako sary ato amin'ity blaogy ity fa raha mitady sary ianao dia soraty ao amin'ny Google Image(http://www.google.com/imghp?hl=fr&tab=ji) fotsiny ny anaran'ilay Puppy fa be dia be sary ao. Legacy OS 64 bits daholo ny ankabeazany fa misosasosa tsara izy na ordi taolo be ary. Misy zavatra rehetra ao aminy, misy Office complet. Raha hiteste ianao dia adikao amin'ny CD ilay ISO dia redémaréo ny ordi dia ho itanao ny biraony tsara tarehy avy eo.
Adiresy http://sourceforge.net/projects/legacyoslinux/
Ireo mahaliana ny olona
-
Ny ankabeazan'ny finday sinoa dia misy azy ity daholo. Mety misy izao iny anao iny fa tsy fantatrao. Ilay tonga dia misy Facebook, MSN, ...
-
Fandefasana SMSn'ny Airtel Madagascar. Afahanao mandefa SMS 5 maimaimpoana isanandro. Mila misoratra anarana raha mbola tsy ao. Ny lahar...
-
Raha te hanokatra kaonty mailaka ianao dia ny soso-kevitro oe "Gmail" sokafana! Mora ampiasaina, tsy miraikitra, voaaro kokoa ary ...
-
Miraikitra mihitsy ny navigateur_nao rehefa manokatra ity tranonkala ity. Aza taitaitra fa normal be izany. Karaoke tsy hifankahitana ny ao!...
-
Ho an'izay manana kaonty Facebook dia ampirisiako izy hijery ity pejy iray ity. Mizara ohabolana sy miresaka manodidina ny teny malagasy...
-
Site fangalana jeux java maimaimpoana. Amin'ny teny anglisy! Mora ampiasaina sady afaka misady résolution arakaraky ny finday. Adiresy...
-
Site fihainona hira malagasy! Ao daholo ny karazana artista izay tianao tadiavina rehetra! ndehana anie jereo e! Adiresy : http://www.la...
-
Raha tsara ny connexion_nao dia afaka mijery ny karaoke_an'ny GasyKaManja tsara ianao fa videos Youtube ny an-dry zareo mantsy. Marihina...
-
"Tranonkala miompana amin'ny hatsikana ranoray . Blagy Politika , blagy 100% mampihomehy be . Azo atokisana", tenin'ny tra...
-
Tranonkala manangona blagy ho anao. Raha te hitsiky ianao dia mandehana mamakimaky kely ao. Adiresy : http://blagy.blaogy.com/post/32/1...