Reverso

Dokambarotra re izao, Reverso dia voalaza fa isan'ny mpandika teny mahay indrindra aty amin'ny tranonkala. Betsaka ny mampirisika ny fampiasan azy fa asa na tena marina na dokambarotra fotsiny. Anjaranao ny manamarina!

Adiresy : http://www.reverso.net/text_translation.aspx?lang=FR

Ireo mahaliana ny olona