SYSTRANet

Asa nareo raha efa nampiasa ny logiciel fandikan-teny SYSTRAN fa izaho efa nampiasa taloha tamin'izay mbola nianatra. Mino aho fa efa nivoatra be angamba izy izao.

Ity ny adiresiny aty amin'ny tranonkala : http://www.systranet.com/fr/traduction

Ireo mahaliana ny olona