RM di Scala

Mampahatsiaro ahy ny fahiny ity tranonkala ity. Tato no nianarako programmation (poo) voalohany, Java sy C#. Raha ny fijeriko azy natao ho an'ny olona efa mahaihay kely ihany izy ity fa ra ty karokaroka ianao dia ahita ny soa. C# ianarana ato ra hianatra ianao, tsotra sady mora.

Adiresyhttp://rmdiscala.developpez.com/cours/

Ireo mahaliana ny olona