telechargercours.com

"telechargercours" no anaran'ny tranonkala fa ny ankabiazan'ny fampianarana ao vakiana fotsiny daholo. Fa misy tsara a! Sady mino aho fa izay karohinao dia hitanao ao daholo. Rehefa hamaky na hitélécharge cours ianao dia asaindry zareo mjaime( facebook) na mkliky "g+"(Google) na Twitter raha tsy izany miandry segondra maromaro. Afaka hialana avy atrany anefa ilay zavatra izay raha hitanao ilay croix kely ohatry ny fanidiana fenêtre ireny.

Ireo mahaliana ny olona