Symbian

Ny ankabeazan'ilay Nokia tsaratsara ireny dia misy Symbian daholo. Tahaka ilay fatao amin'ny Android ihany, raha hitady Application na jeux ianao dia antanio fotsiny Goole fa be dia be mihintsy aty amin'ny tranonkala. Aza adino fotsiny ilay noteneniko hoe, tsy misy ilaivana azy i Softonic, kanefa io site io foana no hitanao voalohany isaky ny hijery zavatra ao amin'ny Google ianao.

Raha hijery applications ao amin'ny Google dia izao soratana : télécharger application symbian
Raha hijery jeux : télécharger jeux symbian
Raha hijery thèmes : télécharger thèmes symbian

Ireo mahaliana ny olona