Android no isan'ny manana vahana indrindra amin'ny finday aty amin'ny tranonkala. Manao fikarohana kely ao amin'ny Google fotsiny ianao dia ahita be dia be. Na i Google ary manana sampana manokana mihintsy misahana ny resaka Android. Zareo koa moa no namorona io Système d'exploitation io (OS). Jereo tsara rehefa mikaroka ao amin'ny Google ianao na inona na inona tadiavinao aza mba mkliky an'ny Softonic mihintsy. Site tsisy ilaivana azy io. Minoa ahy!
Adiresin'ny Google Play : https://play.google.com/store?hl=fr&tab=j8
Raha hijery applications ao amin'ny Google dia izao soratana : télécharger application android
Raha hijery jeux : télécharger jeux android
Raha hijery thèmes : télécharger thèmes android
Ireo mahaliana ny olona
-
Ny ankabeazan'ny finday sinoa dia misy azy ity daholo. Mety misy izao iny anao iny fa tsy fantatrao. Ilay tonga dia misy Facebook, MSN, ...
-
Fandefasana SMSn'ny Airtel Madagascar. Afahanao mandefa SMS 5 maimaimpoana isanandro. Mila misoratra anarana raha mbola tsy ao. Ny lahar...
-
Raha te hanokatra kaonty mailaka ianao dia ny soso-kevitro oe "Gmail" sokafana! Mora ampiasaina, tsy miraikitra, voaaro kokoa ary ...
-
Miraikitra mihitsy ny navigateur_nao rehefa manokatra ity tranonkala ity. Aza taitaitra fa normal be izany. Karaoke tsy hifankahitana ny ao!...
-
Ho an'izay manana kaonty Facebook dia ampirisiako izy hijery ity pejy iray ity. Mizara ohabolana sy miresaka manodidina ny teny malagasy...
-
Site fihainona hira malagasy! Ao daholo ny karazana artista izay tianao tadiavina rehetra! ndehana anie jereo e! Adiresy : http://www.la...
-
Site fangalana jeux java maimaimpoana. Amin'ny teny anglisy! Mora ampiasaina sady afaka misady résolution arakaraky ny finday. Adiresy...
-
Raha tsara ny connexion_nao dia afaka mijery ny karaoke_an'ny GasyKaManja tsara ianao fa videos Youtube ny an-dry zareo mantsy. Marihina...
-
"Tranonkala miompana amin'ny hatsikana ranoray . Blagy Politika , blagy 100% mampihomehy be . Azo atokisana", tenin'ny tra...
-
Tranonkala manangona blagy ho anao. Raha te hitsiky ianao dia mandehana mamakimaky kely ao. Adiresy : http://blagy.blaogy.com/post/32/1...