UC Browser

Isan'ny navigateur mahafinaritra izy ity amin'ny finday. Asa ianao raha efa nampiasa azy. Misy ny karazany rehetra ao amin'ny tranonkalan-dry zareo fa ilay voalohany indrindra alaina raha misy java ny telefaoninao.

Adiresyhttp://wap.ucweb.com/index.php?lang=french&platform=java&product=ucbrowser&from=wap-asp-dir-mob&r=SelectProduct&bid=33479&other=false&jump=false&SESSID=cfsn8k8kfhh7kks3dkahgp1mr3&uc_param_str=ve&pre_lang=russian&action=SelectPlatform

Ireo mahaliana ny olona