Fangalana sonnerie ity tranonkala ity fa ny tsy mampitovy azy amin'ny fangalana sonnerie hafa ao amin-dry zareo tsy misy hira na ny iray ary. Feofeon-javatra daholo no nangonin-dry zareo. Fa mahaliana a! Misy feon-jaza ohatra, dia misy feona rivotra, dia misy feona karazam-biby, maro e! Ery ambony amin'ny menu ery ny sokajiny rehetra. Misy lecteur kely izay ao natao hiainona izay mba manintona anao. Dia ary amin'ny farany ambany ary ny ftéléchargéna. MP3 daholo! Click droite rehefa mtélécharger fa efa HTML5 daholo izao ny navigteur dia alefany fotsiny ilay sonnerie raha vao click gauche.
Adiresy : http://www.universal-soundbank.com/sonneries.htm
Raha Firefox no ampiasainao : Click droite => "Enregistrer la cible du lien sous" rehefa hitélécharge.
Raha Google Chrome kosa : Click droite => "Enregistrer le lien sous".
Ireo mahaliana ny olona
-
Ny ankabeazan'ny finday sinoa dia misy azy ity daholo. Mety misy izao iny anao iny fa tsy fantatrao. Ilay tonga dia misy Facebook, MSN, ...
-
Fandefasana SMSn'ny Airtel Madagascar. Afahanao mandefa SMS 5 maimaimpoana isanandro. Mila misoratra anarana raha mbola tsy ao. Ny lahar...
-
Raha te hanokatra kaonty mailaka ianao dia ny soso-kevitro oe "Gmail" sokafana! Mora ampiasaina, tsy miraikitra, voaaro kokoa ary ...
-
Miraikitra mihitsy ny navigateur_nao rehefa manokatra ity tranonkala ity. Aza taitaitra fa normal be izany. Karaoke tsy hifankahitana ny ao!...
-
Ho an'izay manana kaonty Facebook dia ampirisiako izy hijery ity pejy iray ity. Mizara ohabolana sy miresaka manodidina ny teny malagasy...
-
Site fangalana jeux java maimaimpoana. Amin'ny teny anglisy! Mora ampiasaina sady afaka misady résolution arakaraky ny finday. Adiresy...
-
Site fihainona hira malagasy! Ao daholo ny karazana artista izay tianao tadiavina rehetra! ndehana anie jereo e! Adiresy : http://www.la...
-
Raha tsara ny connexion_nao dia afaka mijery ny karaoke_an'ny GasyKaManja tsara ianao fa videos Youtube ny an-dry zareo mantsy. Marihina...
-
"Tranonkala miompana amin'ny hatsikana ranoray . Blagy Politika , blagy 100% mampihomehy be . Azo atokisana", tenin'ny tra...
-
Tranonkala manangona blagy ho anao. Raha te hitsiky ianao dia mandehana mamakimaky kely ao. Adiresy : http://blagy.blaogy.com/post/32/1...