Zorin OS

Raha itanao izy ity tamin'izy mbola tato amin'ny solosainako dia hoy ianao angamba hoe : tsara izany système izany. Windows 7 napetraka ny Zorin OS! Tsara lavitra ary angamba. Be style be izy raha samy système. Efa misy logiciel be dia be manaraka azy. Tsy dia mankafy an'itony distribution ngeza itony loatra aho fa raha mila hafa ianao dia mandehana mijery ao amin'ny http://distrowatch.com/ fa ao misy lisitra lava be. Puppy Linux ny ahy no tena ankafiziko azony izy maivana (250Mo eo ny moyenne).

Pejy ofisialyhttp://zorin-os.com/
Raha hakahttp://zorin-os.com/free.html

Ireo mahaliana ny olona