Gmail

Raha te hanokatra kaonty mailaka ianao dia ny soso-kevitro oe "Gmail" sokafana! Mora ampiasaina, tsy miraikitra, voaaro kokoa ary afaka anaovana zavatra be dia be ny kaontinao avy eo! Ohatra hoe anaovana blaogy ohatra ity jerenao ity, anaovana site, itehirizana zavatra aty amin'ny tranonkala sy ny sisa sy ny sisa!

Adiresy : https://accounts.google.com/ServiceLogin?service=mail&passive=true&rm=false&continue=https://mail.google.com/mail/?hl%3Dfr&ss=1&scc=1&ltmpl=default&ltmplcache=2&hl=fr

1 commentaire:

  1. Ohabolana 4 4 9.9. Dia hasiany fehiloha mahafinaritra ny lohanao; Eny, satro-boninahitra tsara tarehy no homeny anao. Sok af an a man ont olo

    RépondreSupprimer

Ireo mahaliana ny olona