MRP

Ny ankabeazan'ny finday sinoa dia misy azy ity daholo. Mety misy izao iny anao iny fa tsy fantatrao. Ilay tonga dia misy Facebook, MSN, Twitter, Yahoo sy ny karazany ireny azo antoka zato isan-jato fa mahazaka jeux sy application MRP. Be dia be aty amin'ny tranonkala raha mitady ianao! Fa alohan'izay! Testeo aloha ilay finday raha mazaka tokoa. Tsindrio ny *#220807# dia antsoy. Raha misy lisitra na navigateur mipoitra eo dia mahazaka izay ny telefaoninao. Jereo ao amin'ny carte mémoire_nao raha misy hoe "mythroad" na "mulgame" na "downdata/mr" na "mrapp". Raha tsisy dia asio ny ray amin'izay ao. Dossier io a! Dia copiéo ao anatin'izay dossier izay daholo ny jeux mrp_anao rehetra. Miantso ny *#220807# ihany rehefa andefa.

Raha hitady ao amin'ny Google : télécharger jeux mrp
Site fangalako taloha : http://www.tomasha.com/mobile-games/china-mobile-mrp-games.php
Téléchargéo ity http://mr.vietpro.mobi/dl/119590 (mythroad.zip) dia andramo dézipéna ao amin'iray amin'ireo dossier ireo raha misy olana.

Ireo mahaliana ny olona