Telma Internet

Raha mitady ny tarifs internet_n'ny Telma ianao dia efa misy tabilao mazava tsara ao amin'ny pejin-dry zareo ao. Ery ambanimbany ery misy hoe "Offre TELMA NET" dia eo ankavanany eo ny fijerena tarifs.

Adiresy : http://www.telma.mg/particuliers/internet/offre_Telma_NET.htm#view

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Ireo mahaliana ny olona