Mondemul

Ataoko hoe PSX fa tsy PS1 amin'izay ianao tsy kivy ratsy. Ato ianao raha haka ny jeux PSX efa nisy rehetra hatramin'izay. Maimaimpoana daholo! Azonao lalaovina amin'ny solosaina izy ireny raha manana emulateur ianao. ePSXe ampiasaina dia ho itanao fa tsara lavitra noho ny jeux PC sasany ny sary. Be dia be ny site hafa afaka hangalana fa ity no feno indrindra, dia tsy omeko hafa intsony koa ianao izany.

Adiresyhttp://www.mondemul.net/ysos.php?genre=screen&type=ps1am&lettre=0-9

Ireo mahaliana ny olona