pSX emulator

Ity ny emulator_na PS1 fidèle indrindra amin'ilay console. Ry Sony koa moa no nanao azy ity. Saingy tsy mahatoraka ny ePSXe izy raha ny hatsaran'ny sary no jerena. Fa izy kosa dia mora ampiasaina, tsy misy ininona amboarina intsony fa tonga dia efa mandeha tsara, afaka hilalaovana avy hatrany. Mila mi_installe DirectX 9 ianao raha mbola tsisy ny machine. Any anatin'ilay jeux PC rehetra ireny misy azy.

Adiresy ofisialyhttp://psxemulator.gazaxian.com/

Ireo mahaliana ny olona